Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jaona 3:4 - Baiboly Katolika

4 Ary hoy i Nikôdema taminy: «Ataon’ny olona ahoana no ateraka indray rehefa antitra izy? Moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka indray?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Hoy i Nikodemosy Taminy: Hataon’ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe? Moa mahazo miditra any an-kibon’ny reniny indray va izy ka hateraka?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 Dia hoy i Nikôdema taminy: –Hataon’ny olona ahoana no hateraka indray rehefa antitra? Moa afa-miverina any an-kibon-dreniny ve izy ka hateraka fanindroany?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Dia hoy i Nikôdema taminy: –Hataon’ny olona ahoana no hateraka indray rehefa antitra? Moa afa-miverina any an-kibon-dreniny ve izy ka hateraka fanindroany?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Hoy Nikodemosy taminy: Hataon’ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Hoy Nikodemosy taminy: Hataon'ny olona ahoana no hateraka rehefa lehibe; moa mahazo miditra any an-kibon-dreniny indray va izy ka hateraka?

Jereo ny toko dika mitovy




Jaona 3:4
7 Rohy Ifampitohizana  

Dia namaly i Jesoa ka nanao taminy hoe: «Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraka indray ny olona, dia tsy mahazo mahita ny fanjakan’Andriamanitra.»


Fa hoy i Jesoa: «Lazaiko marina dia marina aminao fa raha tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy indray ny olona, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’Andriamanitra.


Dia nifanditra ny Jody nanao hoe: «Hataon’ilay io ahoana àry no fanome antsika ny Nofony hohanina?»


Izany no nolazainy raha nampianatra tao amin’ny sinagoga tany Kafarnaoma Izy.


Fa hadalana ny fampianarana ny amin’ny Hazofijaliana ho an’izay very, ary herin’Andriamanitra kosa izany amintsika voavonjy,


Tsy azon’ny olona ara-batana anefa ny zavatra avy amin’ny Fanahin’Andriamanitra; ataony ho fahadalana izany, fa tsy hainy fantarina velively, satria amin’ny Fanahy no hany amantarana izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra