Jaona 10:4 - Baiboly Katolika4 Rehefa tafavoakany avokoa ny azy, dia mialoha izy, ka manaraka azy ny ondry, satria mahalala ny feony: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Rehefa mamoaka ny ondriny rehetra izy dia mialoha azy ireo; ary manaraka azy ny ondriny satria mahalala ny feony ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Rehefa tafavoakany avokoa ny ondriny, dia lasa izy mialoha azy; ary manaraka azy ny ondriny, satria mahalala ny feony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Rehefa tafavoakany avokoa ny ondriny, dia lasa izy mialoha azy; ary manaraka azy ny ondriny, satria mahalala ny feony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy, dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary rehefa mamoaka ireo rehetra ireo izy, dia mialoha azy; ary ny ondriny manaraka azy, satria mahalala ny feony ireo. Jereo ny toko |