Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Jakoba 4:15 - Baiboly Katolika

15 fa inona moa ny ainareo? - Zavona kely miseho vetivety, dia levona indray. Koa izao no tokony hatao: «Raha sitrapon’Andriamanitra, ka velona ny aina, dia hanao izao, na izany izahay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Fa aleo miteny hoe: Raha sitrapon’ny Tompo ka velona izahay dia hataonay izao na izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Aleo ianareo manao hoe: «Raha sitrapon’ny Tompo ka velona aina, dia hataonay izao na izatsy»;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Aleo ianareo manao hoe: «Raha sitrapon’ny Tompo ka velona aina, dia hataonay izao na izatsy»;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Fa aleo manao izao: Raha sitrapon’ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Fa aleo manao izao: Raha sitrapon'ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jakoba 4:15
10 Rohy Ifampitohizana  

maro ny fikasana mihetsiketsika ao am-pon’ny olona, fa ny hevitr’i Iaveh ihany no tanteraka.


Iza moa no niteny, dia tanteraka izany, raha tsy efa voadidin’ny Tompo?


fa nanao veloma azy ireo nanao hoe: «Mbola hiverina atỳ aminareo ihany aho raha sitrak’Andriamanitra»; dia niala tao Efezy izy;


ary mangataka mandrakariva amin’ny fivavahako, mba hisy hahafahako mankany aminareo indray andro any, raha sitrapon’Andriamanitra.


ka ho tonga an-kafaliana any aminareo, raha sitrapon’Andriamanitra, sy hiala sasatra kely eo afovoanareo.


Tsy dia ny hamangy anareo toy ny mandalo fotsiny no kasaiko amin’ity, fa ny hitoetra elaela no antenaiko, raha sitrapon’ny Tompo.


ho avy faingana anefa aho, raha sitraky ny Tompo, ka tsy ny fitenin-dry zareo mirehareha no ho hitako, fa ny asa vitany,


Izany tokoa no hataontsika raha avelan’Andriamanitra.


Fa izao dia mirehareha amin’ny fahasahianareo ianareo; ka ratsy ny fireharehana rehetra toy izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra