Isaia 63:2 - Baiboly Katolika2 Nahoana no misy mena ity fitafianao, ary tahaka ny an’izay manosy eo amin’ny famiazam-boaloboka ny akanjonao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Nahoana no mena ny fitafianao, ary tahaka ny an’izay manosihosy ao amin’ny famiazam-boaloboka ny akanjonao? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 –Nahoana no mena ny akanjonao ary nahoana ny fitafianao no tahaka ny an’ny mpanosihosy voaloboka ao amin’ny famiazam-boaloboka? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Nahoana no mena ny akanjonao ary nahoana ny fitafianao no tahaka ny an’ny mpanosihosy voaloboka ao amin’ny famiazam-boaloboka? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Nahoana no mena ny fitafianao, Ary ny akanjonao no tahaka ny an’izay manosihosy ny famiazam-boaloboka? Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Nahoana no mena ny fitafianao, ary ny akanjonao no tahaka ny an'izay manosihosy ny famiazam-boaloboka? Jereo ny toko |