Isaia 45:25 - Baiboly Katolika25 Hohamarinina sy homem-boninahitra ao amin’i Iaveh avokoa, ny taranak’i Israely rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 Ao amin’NY TOMPO no hanamarinana ny taranak’Israely rehetra sy hananany rehareha. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Fa ny taranak’i Israely rehetra kosa dia Izaho TOMPO no hahazoany rariny sy hataony fireharehana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Fa ny taranak’i Israely rehetra kosa dia Izaho TOMPO no hahazoany rariny sy hataony fireharehana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 Ao amin’i Jehovah no hanamarinana ny taranak’Isiraely rehetra Sy hananany rehareha. Jereo ny tokoMalagasy Bible25 Ao amin'i Jehovah no hanamarinana ny taranak'Isiraely rehetra sy hananany rehareha. Jereo ny toko |