Isaia 45:15 - Baiboly Katolika15 Marina tokoa fa Andriamanitra miafina Ianao, ry Andriamanitr’i Israely mpamonjy ô! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Marina tokoa fa Ianao dia Andriamanitra miafina, ry Andriamanitry ny Israely sady Mpamonjy ô! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Kanefa marina fa Andriamanitra miafina Ianao, ry Andriamanitr’i Israely sady mpamonjy ô! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Kanefa marina fa Andriamanitra miafina Ianao, ry Andriamanitr’i Israely sady mpamonjy ô! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Marina tokoa fa Hianao dia Andriamanitra miafina, Ry Andriamanitry ny Isiraely sady Mpamonjy ô. Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Marina tokoa fa Hianao dia Andriamanitra miafina, ry Andriamanitry ny Isiraely sady Mpamonjy ô. Jereo ny toko |