Isaia 40:23 - Baiboly Katolika23 Hahatsinontsinona ny mpanapaka Izy, sy hampanjary zava-poana, ny mpitsara amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201123 Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka sy mahatonga ny mpitsara amin’ny tany ho tahaka ny zava-poana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA23 Izy no mahatonga ny mpitondra ho tsinontsinona sy maha zava-poana ny mpifehy ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara23 Izy no mahatonga ny mpitondra ho tsinontsinona sy maha zava-poana ny mpifehy ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy23 Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka Sy mahatonga ny mpitsara amin’ny tany ho tahaka ny zava-poana. Jereo ny tokoMalagasy Bible23 Izy no mahatsinontsinona ny mpanapaka sy mahatonga ny mpitsara amin'ny tany ho tahaka ny zava-poana. Jereo ny toko |