Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 38:21 - Baiboly Katolika

21 Hoy i Izaia: «Mitondrà ampempan’aviavy iray, dia apetaho amin’ny fery, ary aoka ho sitrana ny mpanjaka.» Ary hoy i Ezekiasa: «Inona no famantarana ahalalako fa hiakatra any amin’ny tranon’i Iaveh aho?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Dia hoy Isaia: Makà mofo aviavy ary apetaho amin’ny vay izany mba ho sitrana i Hezekia.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

21 Ary nampaka ampempan’aviavy i Isaià mba hapetaka eo amin’ny vay ka hahasitrana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Ary nampaka ampempan’aviavy i Isaià mba hapetaka eo amin’ny vay ka hahasitrana ny mpanjaka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary hoy Isaia: Makà ampempan’aviavy, ary apetaho amin’ny vay izany, mba ho sitrana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary hoy Isaia: Makà ampempan'aviavy, ary apetaho amin'ny vay izany, mba ho sitrana izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 38:21
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia nitondra azy niavaka tamin’ny vahoaka Izy, ka nangarona ny sofiny tamin’ny rantsan-tanany sy nanisy rora ny lelany.


Nony avy nilaza izany Izy, dia nandrora tamin’ny tany ka nanao feta tamin’ny rorany, nahosony ny mason’ilay jamba,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra