Isaia 38:13 - Baiboly Katolika13 Tsy niteny tsy nivolana aho, mandra-pahamarain’ny andro. Nanapatapaka ny taolako rehetra toy ny liona izy; hatramin’ny antoandro ka mandra-piavin’ny alina dia hotaperinao ny aiko! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nampangina ny foko aho mandra-paharain’ny andro; tahaka ny fanapatapaky ny liona taolana no anapatapahany ny taolako rehetra; indray andro monja no anaperanao ny aiko! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 ka alohan’ny maraina, dia ho vita ny amiko.– Toy ny liona mihitsy ny TOMPO nanapatapaka ny taolako rehetra. –Indray andro monja, TOMPO ô, no anaperanao ny aiko.– Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ka alohan’ny maraina, dia ho vita ny amiko.– Toy ny liona mihitsy ny TOMPO nanapatapaka ny taolako rehetra. –Indray andro monja, TOMPO ô, no anaperanao ny aiko.– Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Nampionona ny foko aho mandra-pahamarain’ny andro; Tahaka ny fanapatapaky ny liona no anapatapahany ny taolako rehetra; Indray andro monja no anaperanao ny aiko. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Nampionona ny foko aho mandra-pahamarain'ny andro; Tahaka ny fanapatapaky ny liona no anapatapahany ny taolako rehetra; Indray andro monja no anaperanao ny aiko. Jereo ny toko |