Isaia 36:14 - Baiboly Katolika14 Izao no lazain’ny mpanjaka: Aza mety hofitahin’i Ezekiasa ianareo, fa tsy hahavonjy anareo izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Izao no lazain’ny mpanjaka: Aza mety hofitahin’i Hezekia ianareo, fa tsy hahavonjy anareo izy tsy akory. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 fa izao no lazainy: ‹Aza mety hofitahin’i Hezekià ianareo, fa tsy afaka hamonjy anareo izy tsy akory. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 fa izao no lazainy: ‹Aza mety hofitahin’i Hezekià ianareo, fa tsy afaka hamonjy anareo izy tsy akory. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Izao no lazain’ny mpanjaka: Aza mety hofitahin’i Hezekia hianareo; fa tsy hahavonjy anareo izy tsy akory. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Izao no lazain'ny mpanjaka: Aza mety hofitahin'i Hezekia ianareo; fa tsy hahavonjy anareo izy tsy akory. Jereo ny toko |