Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 32:20 - Baiboly Katolika

20 Sambatra ianareo mamafy eny rehetra eny anilan’ny rano, sy mamela ny tongotry ny omby aman’ampondra, hiriaria.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

20 Sambatra ianareo izay mamafy eny amoron’ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky!

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

20 Kanefa ho sambatra ianareo afaka mamafy eny amoron-drano na aiza na aiza sady mamela ny omby sy ny boriky hiriaria!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Kanefa ho sambatra ianareo afaka mamafy eny amoron-drano na aiza na aiza sady mamela ny omby sy ny boriky hiriaria!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

20 Sambatra izay mamafy eny amoron’ny rano rehetra Sady mampiriaria ny omby sy ny boriky.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

20 Sambatra izay mamafy eny amoron'ny rano rehetra sady mampiriaria ny omby sy ny boriky.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 32:20
10 Rohy Ifampitohizana  

Atsipazo eny ambony rano ny mofonao, fa mbola any ny andro hahitanao azy indray.


Dia natao Batemy izay nandray tsara ny teniny, ka niampy tokony ho telo arivo ny isan’ny mpianatra tamin’izany andro izany.


Maro anefa tamin’izay nandre ny tenin’izy ireo no nino, ka tonga dimy arivo ny isan’ny lehilahy.


Nitombo isa isan’andro vaky ny olona izay nino ny Tompo, na lahy na vavy,


Izaho moa namboly, i Apôlô kosa nanondraka; fa Andriamanitra ihany no nampaniry.


Ary izay mampihavana dia mamafy ny vokatry ny fahamarinana amin’ny fihavanana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra