Isaia 29:21 - Baiboly Katolika21 dia ireo manameloka olona noho ny teniny indraimbava; mamela-pandrika ho an’izay namaky betroka azy eo am-bavahady; ary mamery ny marina amin’ny laingany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 dia ireo izay manameloka olona amin’ny teny, ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady sady mamadika tsy amin’antony ny marina. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 ka miampanga lainga azy amin’ny teny sy mamandrika ny mpitsara mba hamarina ny tsy manan-tsiny any an-davaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 ka miampanga lainga azy amin’ny teny sy mamandrika ny mpitsara mba hamarina ny tsy manan-tsiny any an-davaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia ireo manameloka olona amin’ny teny Ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady Sy mamadika ny marina amin’ny lainga foana. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia ireo manameloka olona amin'ny teny ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady sy mamadika ny marina amin'ny lainga foana. Jereo ny toko |