Isaia 28:14 - Baiboly Katolika14 Koa mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo, ry olona mpananihany, lehiben’ny vahoaka eto Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpaniratsira, ianareo izay mitondra ity firenena eto Jerosalema ity! Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 Noho izany, mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo mpaniratsira izay mpitondra ity firenena eto Jerosalema ity Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Noho izany, mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo mpaniratsira izay mpitondra ity firenena eto Jerosalema ity Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Koa mihainoa ny tenin’i Jehovah hianareo, ry mpaniratsira, Izay manapaka ity firenena eto Jerosalema ity. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpaniratsira, izay manapaka ity firenena eto Jerosalema ity. Jereo ny toko |