Isaia 14:32 - Baiboly Katolika32 Inona no havaly ireo iraky ny firenena? Izao: «I Iaveh no nanorina an’i Siôna, ka mahita fialofana ao izay ory amin’ny vahoakany». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201132 Inona moa no havaly ny irak’io firenena io? Izao: NY TOMPO efa nanorina an’i Ziona, ary ao no hialofan’izay olony ory. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA32 Koa inona no havaly ireo iraky ny Filistinina? –Izao ihany: Ny TOMPO no nanorina an’i Tsiôna ary ao no hialofan’ireo mahantra amin’ny vahoakany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara32 Koa inona no havaly ireo iraky ny Filistinina? –Izao ihany: Ny TOMPO no nanorina an’i Tsiôna ary ao no hialofan’ireo mahantra amin’ny vahoakany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy32 Ary inona moa no valiny ho entin’ny iraky ny jentilisa? Izao: Jehovah efa nanorina an’i Ziona, Ary ao no hialofan’izay olony ory. Jereo ny tokoMalagasy Bible32 Ary inona moa no valiny ho entin'ny iraky ny jentilisa? Izao: Jehovah efa nanorina an'i Ziona, ary ao no hialofan'izay olony ory. Jereo ny toko |