Isaia 14:24 - Baiboly Katolika24 I Iavehn’ny tafika nianiana hoe: «Eny, ho tò izay hevitra efa nokasaina; ary ho tanteraka izay efa notapahiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Nianiana Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA24 Ny TOMPOn’izao rehetra izao dia efa nanao fianianana hoe: «Izay noheveriko no ho tonga, izay notapahiko no hiseho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Ny TOMPOn’izao rehetra izao dia efa nanao fianianana hoe: «Izay noheveriko no ho tonga, izay notapahiko no hiseho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Jehovah, Tompon’ny maro, efa nianiana hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy, Ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Jehovah, Tompon'ny maro, efa nianiana hoe: Araka izay noheveriko no hatao aminy ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy, Jereo ny toko |