Hebreo 9:25 - Baiboly Katolika25 Ary tsy mba toy ny mpisorom-be niditra isan-taona tao amin’ny fitoerana masina sy nitondra ran-javatra hafa Izy, ka hoe hanolo-tena matetika; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 ary tsy niditra Izy mba hanolotra ny tenany matetika, tahaka ny Mpisoronabe miditra ao amin’ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran’ny zavatra hafa; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Ny mpisorombe jiosy dia niditra tao amin’ny Toeramasina Indrindra isan-taona nitondra ram-biby; i Kristy kosa tsy niditra tao an-danitra mba hanolotra ny tenany matetika; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Ny mpisorombe jiosy dia niditra tao amin’ny Toeramasina Indrindra isan-taona nitondra ram-biby; i Kristy kosa tsy niditra tao an-danitra mba hanolotra ny tenany matetika; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin’ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran’ny zavatra hafa; Jereo ny tokoMalagasy Bible25 ary tsy niditra Izy mba hanatitra ny tenany matetika, tahaka ny mpisoronabe miditra ao amin'ny fitoerana masina isan-taona mitondra ny ran'ny zavatra hafa; Jereo ny toko |