Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Hebreo 7:23 - Baiboly Katolika

23 Ary ireny, dia maro ny azy no natao mpisorona, satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Fa natao maro ireny mpisorona ireny satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra izy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

23 Izao koa no fahasamihafana hita: marobe ireo mpisorona hafa, satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Izao koa no fahasamihafana hita: marobe ireo mpisorona hafa, satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Fa natao maro ireny mpisorona ireny, satria tsy navelan’ny fahafatesana haharitra izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Fa natao maro ireny mpisorona ireny. satria tsy navelan'ny fahafatesana haharitra izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Hebreo 7:23
7 Rohy Ifampitohizana  

fa nandà i Joany nanao hoe: «Izaho no tokony hataonao batemy, ka Ianao indray va no mankaty amiko?»


fa ity kosa tamim-pianianan’ilay nanao taminy hoe: Ny Tompo efa nianiana, ka tsy hanenina: Ianao no Mpisorona mandrakizay,


arakaraka izany, hoy aho, no nanaovana an’i Jesoa ho Mpiantoka fanekena ambony kokoa.


fa Izy kosa maharitra mandrakizay, ka manana fisoronana tsy manam-pifandimbiasana.


Tsy izany ihany koa, fa tamin’izy ireo dia olona mety maty no mandray ny ampahafolon-karena, fa amin’izao kosa dia olona ambara hoe velona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra