Hebreo 7:15 - Baiboly Katolika15 Vao mainka hita mihamazavazava kokoa indray izany, rehefa nisy Mpisorona hafa tokoa niseho tahaka an’i Melkisedeka: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 Ary vao mainka hita mazava kokoa indray izany raha misy mpisorona hafa miseho ka tahaka an’i Melkizedeka Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Ary izao indray no vao mainka mampazava kokoa izany fiovàn-javatra izany: nisy Mpisorona hafa niseho, izay mitovy amin’i Melkitsedeka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Ary izao indray no vao mainka mampazava kokoa izany fiovàn-javatra izany: nisy Mpisorona hafa niseho, izay mitovy amin’i Melkitsedeka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 Ary hita marimarina kokoa indray izany, raha misy Mpisorona hafa miseho ka tahaka an’i Melkizedeka, Jereo ny tokoMalagasy Bible15 Ary hita marimarina kokoa indray izany, raha misy Mpisorona hafa miseho ka tahaka an'i Melkizedeka, Jereo ny toko |