Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 37:31 - Baiboly Katolika

31 Fa nalain’ireo rahalahiny kosa ny akanjon’i Josefa, ka namono osilahy izy, ary natsobony tamin’ny ra ny akanjo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Ary nalain’ireo rahalahiny ilay akanjon’i Josefa dia namono zanak’osy izy ka natsobony tamin’ny ran’io ilay akanjo.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

31 Nalain’ireo rahalahiny ny akanjon’i Jôsefa ka natsobony tao anaty ran’osy novonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Nalain’ireo rahalahiny ny akanjon’i Jôsefa ka natsobony tao anaty ran’osy novonoiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Ary nalain’ireo rahalahiny ilay akanjon’i Josefa, dia namono zanak’osy izy, ka natsobony tamin’ny ra ny akanjo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Ary nalain'ireo rahalahiny ilay akanjon'i Josefa, dia namono zanak'osy izy, ka natsobony tamin'ny rà ny akanjo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 37:31
6 Rohy Ifampitohizana  

Nony tonga teo amin’ny rahalahiny i Josefa dia nendahany ny akanjony, ilay akanjo lava fitondrany.


Tian’i Israely mihoatra noho ny zanany rehetra i Josefa, fa zanaky ny fahanterany, ka nanaovany akanjo lava.


Dia nampanateriny tany amin-drainy ny akanjo lava, nasainy nolazaina taminy hoe: «Ity no hitanay, ka jereo na ny akanjon’ny zanakao ity na tsia.»


ny iray efa lasa tafasaraka tamiko, ka hoy aho hoe: Tsy maintsy ho voaviraviram-biby izy, satria tsy hitako intsony mandrak’androany.


Hoy izy taminy: «Mbola velona i Josefa, ary izy aza no manapaka ny tany Ejipta». Fa tsy nihontsina akory ny fon’i Jakôba, satria tsy nino azy ireo izy.


Izay manafina ny fahotany tsy mba hambinina; fa izay mitsotra sy mahafoy izany dia hahazo famindram-po.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra