Genesisy 36:31 - Baiboly Katolika31 Izao no mpanjaka efa nanjaka tany amin’ny tanin’i Edôma, talohan’ny nisian’ny mpanjaka nanjaka tamin’ny zanak’i Israely. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Ireto no mpanjaka nanjaka tany amin’ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Zanak’Israely: Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Ireto avy ny mpanjaka nifandimby nanjaka tao amin’ny tany Edôma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Israelita. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ireto avy ny mpanjaka nifandimby nanjaka tao amin’ny tany Edôma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Israelita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin’ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin’ny Zanak’Isiraely: Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary izao no mpanjaka izay nanjaka tany amin'ny tany Edoma, fony tsy mbola nisy mpanjaka nanjaka tamin'ny Zanak'Isiraely: Jereo ny toko |