Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Genesisy 35:13 - Baiboly Katolika

13 Dia niakatra Andriamanitra niala taminy teo amin’ilay fitoerana niresahany taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin’ilay toerana niresahany taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 Dia niala teo amin’ny toerana izay nitenenany tamin’i Jakôba Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Dia niala teo amin’ny toerana izay nitenenany tamin’i Jakôba Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin’ilay niresahany taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary Andriamanitra niakatra niala taminy, teo amin'ilay niresahany taminy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 35:13
6 Rohy Ifampitohizana  

Fa nidina kosa i Iaveh hizaha ny tanàna aman-tilikambo nataon’ny zanak’olombelona.


Nony tapi-niteny tamin’i Abrahama Andriamanitra dia niakatra izy niala teo aminy.


Lasa nandeha i Iaveh nony tapi-niteny tamin’i Abrahama, ary i Abrahama kosa dia nody.


Izay vao nisokatra ny mason’izy ireo ka nahalala Azy, fa Izy kosa tonga tsy hitany intsony.


Raha ilay miakatra mankany an-danitra avy eo ambonin’ny ôtely iny ny lelafo dia niakatra tao anatin’ny lelafon’ny ôtely ilay Anjelin’i Iaveh. Raha nahita izany i Manôe mivady dia lavo niankohoka tamin’ny tany.


Ary naroson’ny Anjelin’i Iaveh ny lohan’ny tehina teny an-tanany, ka natendriny ny hena sy ny mofo tsy misy lalivay, dia nisy afo nivoaka niaraka tamin’izay tamin’ny vatolampy, nandevona ny hena sy ny mofo tsy misy lalivay; ary nanjavona tsy hitan’ny masony ny Anjelin’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra