Genesisy 31:36 - Baiboly Katolika36 Dia tezitra i Jakôba ka nanome tsiny an’i Labàna; ary niteny i Jakôba ka nanao tamin’i Labàna hoe: «Inona no heloko, inona no hadisoako, no dia efa milofo erỳ ianao manenjika ahy? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201136 Dia tezitra i Jakoba ka nifamaly tamin’i Labana. Hoy izy tamin’i Labana hoe: Inona no heloko? Inona no otako no nilomay nanenjika ahy ianao? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA36 Tezitra i Jakôba ka nifamaly tamin’i Labàna nanao hoe: –Inona no fahadisoako, ary inona no heloko no dia nilomay nanenjika ahy ianao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara36 Tezitra i Jakôba ka nifamaly tamin’i Labàna nanao hoe: –Inona no fahadisoako, ary inona no heloko no dia nilomay nanenjika ahy ianao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy36 Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin’i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin’i Labana hoe: Inona no heloko? inona no otako, no dia niolomay nanenjika ahy hianao? Jereo ny tokoMalagasy Bible36 Dia tezitra Jakoba ka nifamaly tamin'i Labana; ary namaly Jakoba ka nanao tamin'i Labana hoe: Inona no heloko? inona no otako, no dia niolomay nanenjika ahy ianao? Jereo ny toko |
ary efa tonga avy any an-tsaha koa ny zanak’i Jakôba vao nandre izany zavatra izany; tafintohina mafy ireo lehilahy ireo ka nisafoaka mihitsy izy ireo, fa nanao izay fady indrindra i Sikema nanala baraka an’i Israely tamin’ny nandriany tamin’ny zanaka vavin’i Jakôba, ka zavatra tsy tokony hatao akory izany.