Genesisy 31:30 - Baiboly Katolika30 Ary ankehitriny, manina loatra ny tranon-drainao ianao ka nandeha, nefa ahoana no dia nangalaranao ny andriamanitro?» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201130 Koa ankehitriny, raha handeha tokoa ianao, satria manina ny tranon’ny rainao, nahoana no nangalarinao ireo andriamanitro? Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA30 Ary ankehitriny mandeha mody tokoa ianao satria manina ny akanin-drainao, kanefa nahoana no nangalarinao ireo sampiko? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara30 Ary ankehitriny mandeha mody tokoa ianao satria manina ny akanin-drainao, kanefa nahoana no nangalarinao ireo sampiko? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy30 Ary ankehitriny, raha mandeha tokoa hianao, satria manina ny tranon’ny rainao indrindra hianao, nahoana no nangalarinao ny andriamanitro? Jereo ny tokoMalagasy Bible30 Ary ankehitriny, raha mandeha tokoa ianao, satria manina ny tranon'ny rainao indrindra ianao, nahoana no nangalarinao ny andriamanitro ? Jereo ny toko |
Ary hoy i Jôasy tamin’izay rehetra nitsangana teo hamely azy: «Ianareo indray ve no tokony hitsangana hiaro an’i Baala? Ianareo indray ve tokony hamonjy azy? Na zovy na zovy hitsangana hiaro an’i Baala, dia hatao maty alohan’ny ampitso maraina. Raha Andriamanitra i Baala dia aoka izy ihany no hitsangana hiaro ny tenany, fa noravan’olona ny ôteliny.»