Genesisy 31:17 - Baiboly Katolika17 Dia niainga i Jakôba. Nitaingina tamin’ny rameva ny zanany sy ny vadiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 Dia niainga i Jakoba ka nampitaingeniny rameva ireo zanany sy ireo vadiny. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA17 Ary niainga i Jakôba ka natainginy teny ambony rameva ireo vady aman-janany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 Ary niainga i Jakôba ka natainginy teny ambony rameva ireo vady aman-janany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 Dia niainga Jakoba, ka nampitaingeniny ny rameva ny zanany sy ny vadiny; Jereo ny tokoMalagasy Bible17 Dia niainga Jakoba, ka nampitaingeniny ny rameva ny zanany sy ny vadiny; Jereo ny toko |