Genesisy 29:31 - Baiboly Katolika31 Hitan’i Iaveh fa nankahalaina i Lià, ka nampanana anaka azy izy, fa i Rasela kosa momba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201131 Rehefa hitan’NY TOMPO fa nankahalaina i Lea dia nampanana anaka azy Izy, fa Rahely kosa dia momba. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA31 Ary rehefa hitan’ny TOMPO fa tsy tiana noho i Rahely i Leà, dia nataony mitoe-jaza izy; fa i Rahely kosa nataony momba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara31 Ary rehefa hitan’ny TOMPO fa tsy tiana noho i Rahely i Leà, dia nataony mitoe-jaza izy; fa i Rahely kosa nataony momba. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy31 Ary rehefa hitan’i Jehovah fa nankahalaina Lea, dia nampanan-anaka azy Izy; fa momba kosa Rahely. Jereo ny tokoMalagasy Bible31 Ary rehefa hitan'i Jehovah fa nankahalaina Lea, dia nampanan'anaka azy Izy; fa momba kosa Rahely. Jereo ny toko |