Ezra 8:26 - Baiboly Katolika26 dia nolanjaiko sady nataoko eo an-tanany, talenta volafotsy 650, fanaka volafotsy lanjan-talenta zato, talenta volamena zato; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 eny, nolanjaiko hatolotra azy ny volafotsy dimampolo sy eninjato talenta, fanaka volafotsy milanja talenta zato, ary volamena talenta zato Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 Eny, nolanjaiko hatolotra an’ireo mpisorona sy levita ireo ny volafotsy roa alina kilao, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 Eny, nolanjaiko hatolotra an’ireo mpisorona sy levita ireo ny volafotsy roa alina kilao, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 eny, nolanjaiko hatolotra azy ny talenta volafotsy dimam-polo amby enin-jato sy fanaka volafotsy, lanjan’ny talenta zato, ary talenta volamena zato Jereo ny tokoMalagasy Bible26 eny, nolanjaiko hatolotra azy ny talenta volafotsy dimam-polo amby enin-jato sy fanaka volafotsy, lanjan'ny talenta zato, ary talenta volamena zato Jereo ny toko |