Ezra 8:25 - Baiboly Katolika25 ka nolanjaiko teo anatrehan’izy ireo ny volafotsy, ny volamena sy ny fanaka, zavatra naterin’ny mpanjaka sy ny mpanolo-tsaina aman-dehibe ary ny olon-drehetra amin’i Israely vory teo, natokany ho an’ny tranon’Andriamanitra, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201125 ka nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena horaisiny mbamin’ny fanaka, dia fanomezana ho ao amin’ny tranon’Andriamanitray, izay efa natokan’ny mpanjaka sy ireo mpanolotsainany sy ireo mpanapaka ary ny Israely rehetra izay vory teo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA25 Nolanjaiko teo anatrehan’izy 24 lahy ny volafotsy sy volamena ary fanaka horaisiny, dia ny zavatra natokana ho an’ny tranon’Andriamanitray ka naterin’ny amperôra sy ny mpanolotsainy sy ny manampahefana ary ny Israelita rehetra vory teo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara25 Nolanjaiko teo anatrehan’izy 24 lahy ny volafotsy sy volamena ary fanaka horaisiny, dia ny zavatra natokana ho an’ny tranon’Andriamanitray ka naterin’ny amperôra sy ny mpanolotsainy sy ny manampahefana ary ny Israelita rehetra vory teo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy25 ka nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena horaisiny mbamin’ny fanaka, dia ny fanatitra ho ao an-tranon’Andriamanitray, izay efa naterin’ny mpanjaka sy ireo mpanolo-tsainy sy ireo mpanapaka ary ny Isiraely rehetra izay vory teo; Jereo ny tokoMalagasy Bible25 ka nolanjaiko ny volafotsy sy ny volamena horaisiny mbamin'ny fanaka, dia ny fanatitra ho ao an-tranon'Andriamanitray, izay efa naterin'ny mpanjaka sy ireo mpanolotsainy sy ireo mpanapaka ary ny Isiraely rehetra izay vory teo; Jereo ny toko |