Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 8:19 - Baiboly Katolika

19 i Hasabiasa ary i Izaia koa miaraka aminy, avy amin’ny taranak’i Merarỳ, mbamin’ireo rahalahiny sy ny zanany 20 lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 ary i Hasabia sy Isaia, avy tamin’ny taranak’i Merary, mbamin’ny rahalahiny ary ny zanany roapolo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

19 i Hasabià sy i Jesahià, anisan’ny tarik’i Merarỳ, mbamin’ireo mpiray tampo aminy sy ny zanak’izy roa lahy, izany hoe lehilahy 20.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 i Hasabià sy i Jesahià, anisan’ny tarik’i Merarỳ, mbamin’ireo mpiray tampo aminy sy ny zanak’izy roa lahy, izany hoe lehilahy 20.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin’ny taranak’i Merary, mbamin’ny rahalahiny ary ny zanany roa-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 ary Hasabia sy Jesaia, avy tamin'ny taranak'i Merary, mbamin'ny rahalahiny ary ny zanany roa-polo lahy;

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 8:19
8 Rohy Ifampitohizana  

Zanaka lahin’i Levì: i Gersôma, i Kaata, ary i Merarì


Ireto no voatendrin’i Davida hitari-kira, tao an-tranon’i Iaveh, niantomboka hatramin’ny nahazoan’ny fiara fitoeram-pijanonana.


zanak’i Elkanà zanak’i Jehôrama zanak’i Eliela zanak’i Taohò


Ary satria nomba anay ny tanana manambin’ny Andriamanitray, dia nentin’izy ireo nankatỳ aminay, ity lehilahy manan-tsaina anankiray avy amin’ny taranak’i Moholỳ zanak’i Levỳ zanak’i Israely, dia i Sarabiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny 18 lahy;


ary ny avy amin’ny Natineanina izay nomen’i Davida sy ny loholona hanompo ny Levita, Natineanina 220 samy voatendry amin’ny anarany.


Dia nifidy lohan’ny mpisorona 12 lahy aho; dia i Sarabiasa sy i Hasabiasa, mbamin’ny folo lahy tamin’ireo rahalahiny;


Kedmiela, mbamin’ireo rahalahiny, Sebeniasa, Odaiasa, Kelità, Falaiasa,


Nanamboatra nanaraka azy, ny Levita tarik’i Rehoma, zanak’i Benì. Nanamboatra teo anilany ho an’ny faritaniny, i Hasebiasa lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Keilà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra