Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezra 7:23 - Baiboly Katolika

23 Tanteraho an-tsakany sy an-davany izay rehetra andidian’ny Andriamanitry ny lanitra, ny amin’ny momba ny tranon’ny Andriamanitry ny lanitra, mba tsy hiharan’ny fahatezerany amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Na inona na inona andidian’Andriamanitry ny lanitra dia aoka hataonao tanteraka avokoa ho an’ny tranon’Andriamanitry ny lanitra; fa nahoana no havela hisy fahatezerana hihatra amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany?

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

23 Na inona na inona andidian’ilay Andriamanitry ny lanitra momba izany tranony izany, dia hotanterahina haingana mba tsy hiharan’ny fahatezerany amin’ny fanjakako sy amin’ny tenako ary amin’ny taranako.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Na inona na inona andidian’ilay Andriamanitry ny lanitra momba izany tranony izany, dia hotanterahina haingana mba tsy hiharan’ny fahatezerany amin’ny fanjakako sy amin’ny tenako ary amin’ny taranako.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Na inona na inona andidian’Andriamanitry ny lanitra dia aoka hataonao tanteraka avokoa ho an’ny tranon’Andriamanitry ny lanitra; fa nahoana no havela hisy fahatezerana hihatra amin’ny fanjakan’ny mpanjaka sy ny zanany?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Na inona na inona andidian'Andriamanitry ny lanitra dia aoka hataonao tanteraka avokoa ho an'ny tranon'Andriamanitry ny lanitra; fa nahoana no havela hisy fahatezerana hihatra amin'ny fanjakan'ny mpanjaka sy ny zanany?

Jereo ny toko dika mitovy




Ezra 7:23
8 Rohy Ifampitohizana  

Efa nomena teny aho hoe: izay rehetra isan’ny vahoakan’i Israely, ny mpisorony sy ny Levitany, izay eto amin’ny fanjakako, ka te handeha ho any Jerosalema, dia mahazo miaraka aminao.


Ary ny volafotsy amana volamena sisa dia ataovy amin’izay heverinao sy ireo rahalahinao ho mety, manaraka ny sitrapon’ny Andriamanitrareo.


hatramin’ny talenta volafotsy zato, varimbazaha zato kora, divay zato bata, diloilo zato bata, ary sira araka izay tiany.


Efa namoaka ny didinao ianao; mba hitandreman’ny olona azy tsara.


Dia hoy izy roa lahy: «Ny Andriamanitry ny Hebrio no niseho taminay, ka avelao izahay handeha lalan-kateloana any an’efitra, hanolotra sorona amin’i Iaveh, mba tsy hamely anay amin’ny pesta na amin’ny sabatra Izy.»


Mikatsaha soa ho an’ny tanàna nitondrako anareo ho babo, ary mangataha amin’i Iaveh ho azy, fa soa ho anareo ny soa ho azy.


Ary dia hisy zavatra toy izao amin’izany andro izany: i Jerosalema hataoko vato haingaina ho an’ny firenena rehetra; ka izay hanainga azy haratra mafy avokoa, ary hiangon-kamely azy, ny firenena rehetra amin’ny tany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra