Ezra 7:18 - Baiboly Katolika18 Ary ny volafotsy amana volamena sisa dia ataovy amin’izay heverinao sy ireo rahalahinao ho mety, manaraka ny sitrapon’ny Andriamanitrareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201118 Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin’ny volafotsy sy ny volamena sisa dia ataovy izany araka ny sitrapon’Andriamanitrareo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA18 Izay heverinao sy ny Israelita mpiara-dia aminao hatao amin’ny volafotsy sy volamena sisa dia ataovy araka ny sitrapon’Andriamanitrareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Izay heverinao sy ny Israelita mpiara-dia aminao hatao amin’ny volafotsy sy volamena sisa dia ataovy araka ny sitrapon’Andriamanitrareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy18 Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin’ny volafotsy sy ny volamena sisa, dia ataovy izany araka ny sitrapon’Andriamanitrareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible18 Ary izay rehetra sitrakao sy ny rahalahinao hatao amin'ny volafotsy sy ny volamena sisa, dia ataovy izany araka ny sitrapon'Andriamanitrareo. Jereo ny toko |