Ezra 7:15 - Baiboly Katolika15 sy hitondra ny volafotsy amana volamena nomen’ny mpanjaka sy ireo mpanolo-tsainy, an-tsitrapo, ho an’ny Andriamanitr’i Israely, izay manana ny fonenany ao Jerosalema; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201115 ary ianao dia hitondra ny volafotsy sy ny volamena izay efa natolotry ny mpanjaka sy ireo mpanolotsaina an-tsitrapo ho an’Andriamanitry ny Israely, izay monina any Jerosalema; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA15 Irahinay koa ianao hitondra ny volafotsy sy volamena izay efa sitrako sy sitrak’ireo mpanolotsaiko nomena ho an’Ilay Andriamanitr’i Israely Izay ao Jerosalema no fonenany; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara15 Irahinay koa ianao hitondra ny volafotsy sy volamena izay efa sitrako sy sitrak’ireo mpanolotsaiko nomena ho an’Ilay Andriamanitr’i Israely Izay ao Jerosalema no fonenany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy15 ary hitondra ny volafotsy sy ny volamena izay efa naterin’ny mpanjaka sy ireo mpanolo-tsaina tamin’ny sitrapo ho an’Andriamanitry ny Isiraely, Izay monina any Jerosalema; Jereo ny tokoMalagasy Bible15 ary hitondra ny volafotsy sy ny volamena izay efa naterin'ny mpanjaka sy ireo mpanolo-tsaina tamin'ny sitrapo ho an'Andriamanitry ny Isiraely, Izay monina any Jerosalema; Jereo ny toko |