Ezra 5:13 - Baiboly Katolika13 Tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Sirosa, mpanjakan’i Babilôna kosa anefa, namoaka didy manome lalana ny hanaovana io tranon’Andriamanitra io indray i Sirosa mpanjaka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Nefa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kirosy mpanjakan’i Babilona kosa dia namoaka didy i Kirosy mpanjaka mba hananganana indray io tranon’Andriamanitra io. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon’Andriamanitra koa dia nalainy tao amin’ny tempolin’i Jerosalema ka nentiny ho any amin’ny tempolin’i Babilôna. Fa ny taona voalohany nanjakàn’i Kirôsa tamin’i Babilôna, dia namoaka didy ity amperôra ity mba haorina indray io tranon’Andriamanitra io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 ny fanaka volamena sy volafotsy momba ny tranon’Andriamanitra koa dia nalainy tao amin’ny tempolin’i Jerosalema ka nentiny ho any amin’ny tempolin’i Babilôna. Fa ny taona voalohany nanjakàn’i Kirôsa tamin’i Babilôna, dia namoaka didy ity amperôra ity mba haorina indray io tranon’Andriamanitra io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Fa tamin’ny taona voalohany nanjakan’i Kyrosy, mpanjakan’i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon’Andriamanitra io. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Fa tamin'ny taona voalohany nanjakan'i Kyrosy, mpanjakan'i Babylona, kosa dia nanao didy Kyrosy mpanjaka, mba hatao indray io tranon'Andriamanitra io. Jereo ny toko |