Ezra 2:70 - Baiboly Katolika70 Toy izany no nahatafapetraka azy tamin’ny tanànany avy, dia ny mpisorona sy ny Levita, ny sarambabem-bahoaka, ny mpihira, ny mpiandry varavarana, sy ny Natineanina, ary nonina tamin’ny tanànany avy i Israely rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201170 Samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny levita sy ny sasany tamin’ny vahoaka, ny mpihira, ny mpiandry varavarana ary ny Netinima mbamin’ny Israely rehetra koa izay samy tao an-tanànany avy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA70 Samy nipetraka teny amin’ny tanàna nasaina hipetrahany avy ny mpisorona sy ny levita ary ny sarambabem-bahoaka sasantsasany toy ny mpihira na mpiandry varavarana na mpanampy ny levita; fa ny Israelita hafa rehetra kosa dia samy nonina tao an-tanànany avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara70 Samy nipetraka teny amin’ny tanàna nasaina hipetrahany avy ny mpisorona sy ny levita ary ny sarambabem-bahoaka sasantsasany toy ny mpihira na mpiandry varavarana na mpanampy ny levita; fa ny Israelita hafa rehetra kosa dia samy nonina tao an-tanànany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy70 Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin’ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima,–dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy. Jereo ny tokoMalagasy Bible70 Ary samy tafapetraka teny an-tanànany avy ny mpisorona sy ny Levita sy ny sasany tamin'ny vahoaka sy ny mpihira sy ny mpiandry varavarana ary ny Netinima, dia ny Isiraely rehetra samy tao an-tanànany avy. Jereo ny toko |