Ezra 2:40 - Baiboly Katolika40 Levita: 74 ny taranak’i Josoe sy i Kedmiela, avy amin’ny taranak’i Odoiasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201140 Izao ny levita: Ny taranak’i Josoa sy i Kadmiela, avy tamin’ny taranak’i Hodavia, efatra amby fitopolo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA40 Ny amin’ny Levita koa dia izao: ny terak’i Jesoa sy i Kadmiela mirahalahy, izay samy zanak’i Hôdavià, dia nisy lehilahy 74. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara40 Ny amin’ny Levita koa dia izao: ny terak’i Jesoa sy i Kadmiela mirahalahy, izay samy zanak’i Hôdavià, dia nisy lehilahy 74. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy40 Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak’i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin’ny taranak’i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Jereo ny tokoMalagasy Bible40 Ary ny Levita koa dia izao: Ny taranak'i Jesoa sy Kadmiela, avy tamin'ny taranak'i Hodavia, dia efatra amby fito-polo. Jereo ny toko |