Ezra 2:26 - Baiboly Katolika26 nisy 621 ny zanak’i Ramà sy i Gabaà; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201126 ny taranak’i Rama sy i Gaba: Iraika amby roapolo sy eninjato; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA26 ny terak’i Ramà sy i Geba dia nisy lehilahy 621; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara26 ny terak’i Ramà sy i Geba dia nisy lehilahy 621; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy26 ny zanak’i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato; Jereo ny tokoMalagasy Bible26 ny zanak'i Rama sy Gaba dia iraika amby roa-polo amby enin-jato; Jereo ny toko |