Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezekiela 10:11 - Baiboly Katolika

11 Raha mandeha izy, dia mizotra tandrifin’ny lafiny efatra, tsy miherika eny am-pandehanany, fa izay fitoerana itodihan’ny lohany no alehany, tsy miherika eny am-pandehanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Rehefa nandeha izy ireo dia nandeha tamin’ny hitsin’ny lafiny efatra; tsy niherika izy rehefa nandeha, fa tamin’ny hitsin’izay natrehin’ny lohany ihany no nalehany; tsy niherika izy rehefa nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Afaka mandroso ho amin’ny lafiny efatra izy nefa tsy mila avily. Mizotra ho amin’izay itodihan’ny kerobima izy ary mandroso tsy mila avily.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Afaka mandroso ho amin’ny lafiny efatra izy nefa tsy mila avily. Mizotra ho amin’izay itodihan’ny kerobima izy ary mandroso tsy mila avily.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Raha nandeha izy, dia nandeha tamin’ny hitsin’ny lafiny efatra; tsy niherika izy raha nandeha, fa tamin’ny hitsin’izay natrehin’ny lohany ihany no nalehany; tsy niherika izy raha nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Raha nandeha izy, dia nandeha tamin'ny hitsin'ny lafiny efatra; tsy niherika izy raha nandeha, fa tamin'ny hitsin'izay natrehin'ny lohany ihany no nalehany; tsy niherika izy raha nandeha.

Jereo ny toko dika mitovy




Ezekiela 10:11
6 Rohy Ifampitohizana  

Raha mandeha izy, dia mizotra tandrifin’ny lafiny efatra, sady tsy miherika eny am-pandehanany.


Izay nasain’ny fanahy alehany, no nalehan’izy ireo; fa naingain’ny fanahy izy; ary niara-niainga taminy koa ireto kodiarana; satria tao amin’ny kodiarana ny fanahin’ny zava-manana aina.


Nisy tanan’olona avy teo ambanin’ny elany, amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tavany aman’elany avy, izy efatra.


Ary araka ny fijery azy ireo, dia sahala izy efatra; dia hoatra ny kodiarana itsofohan’ny kodiarana eo afovoany.


Ary ny amin’ny fijery ny tavany dia ireo tava hitako teo amoron’ny ony Kobara ihany; sahala ny fijery azy; tena ilay tany ihany izany. Samy nandeha tamin’izay hitsiny avy izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra