Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezekiela 10:10 - Baiboly Katolika

10 Ary araka ny fijery azy ireo, dia sahala izy efatra; dia hoatra ny kodiarana itsofohan’ny kodiarana eo afovoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Ary ny fijery azy efatra dia toy ny kodiarana anatin’ny kodiarana hafa.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Mitovy bika izy efatra ary toa samy voarafitra hifampidipiditra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Mitovy bika izy efatra ary toa samy voarafitra hifampidipiditra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin’ny kodia.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin'ny kodia.

Jereo ny toko dika mitovy




Ezekiela 10:10
9 Rohy Ifampitohizana  

Isan-tongony iray nisy kodiarana varahina avy; ka samy nisy faladiany ny tongony, ary ireo faladiany anidina ireo no tambanin’ny fitoeran-drano sy any an-koatry ny tanjomiolaka.


Akory ity hamaroan’ny asanao, ry Iaveh; nataonao tamim-pahendrena izy rehetra. Henika ny harenao ny tany.


Ry Iaveh ô, mipaka amin’ny lanitra ny hatsaram-ponao, mihatra amin’ny rahona ny fahamarinanao.


Rahona aman’aloka no manodidina Azy, rariny sy hitsiny no iorenan’ny seza fiandrianany.


Ary tamin’ny taona faha-30, volana fahefatra, raha teo amin’ireo babo, teo amoron’ny ony Kobara aho, dia nisokatra ny lanitra, ka nahita fahitana avy amin’Andriamanitra aho.


Ka ny fijery an’ireo kodiarana ireo, sy ny tarehiny, dia tahaka ny an’ny vaton’i Tarsisa, ary sahala daholo izy efatra; ny fijery azy aman-tarehiny dia hoatra ny kodiarana itsofohan-kodiarana hafa ao afovoany.


Raha mandeha izy, dia mizotra tandrifin’ny lafiny efatra, tsy miherika eny am-pandehanany, fa izay fitoerana itodihan’ny lohany no alehany, tsy miherika eny am-pandehanany.


Ary nahita aho, ka indreo, nisy kodiarana efatra, teo anilan’ireo Kerobima, kodiarana iray avy no teo anilan’ny isan-Kerobima; ary ny endriky ny kodiarana dia toy ny an’ny vaton’i Tarsisa.


Endrey, lalina tsy manam-paharitana ny fahendrena amam-pahaizan’Andriamanitra, tsy azo fantarina ny fitsaràny, ary tsy takatry ny saina ny lalany!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra