Ezekiela 1:8 - Baiboly Katolika8 Nisy tanan’olona avy teo ambanin’ny elany, amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tavany aman’elany avy, izy efatra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Nisy tanan’olona teo ambanin’ny elany teo amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Teo ambanin’ny elatra efatra dia samy nisy tanan’olona iray avy; ary ireny tanana ireny dia nitodika ho amin’ny lafiny efatra nanaraka ny tarehy sy ny elany avy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Teo ambanin’ny elatra efatra dia samy nisy tanan’olona iray avy; ary ireny tanana ireny dia nitodika ho amin’ny lafiny efatra nanaraka ny tarehy sy ny elany avy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary nisy tànan’olona teo ambanin’ny elany teo amin’ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary nisy tanan'olona teo ambanin'ny elany teo amin'ny lafiny efatra, ary samy nanana ny tarehiny sy ny elany avy izy efatra. Jereo ny toko |
Nisy tarehin-tanana natsotrany, dia noraisiny tamin’ny volondohako miolikolika aho, ka naingain’ny Fanahy ho eny anelanelan’ny tany aman-danitra, sy nentiny, tamin’ny fahitana avy amin’Andriamanitra, ho any Jerosalema, teo anoloan’ny vavahady anatiny, ilay nitodika mianavaratra, misy ny sampin’ny fialonana, mamelona fialonana.