Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Ezekiela 1:7 - Baiboly Katolika

7 Mahitsy ny tongony, ary toy ny faladian’ny zanak’omby ny faladiany, sady nanjelanjelatra hoatra ny varahina voadio ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Ny ranjony dia mahitsy, ary ny faladiany dia tahaka ny faladian’ny ombilahy kely; namirapiratra toy ny volon’ny varahina manganohano izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia toy ny kitron’ombilahikely, ka mamirapiratra toy ny halimo voadio.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia toy ny kitron’ombilahikely, ka mamirapiratra toy ny halimo voadio.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia tahaka ny faladian’ny ombilahy kely; ary mamirapiratra toy ny volon’ny varahina manganohano izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia tahaka ny faladian'ny ombilahy kely; ary mamirapiratra toy ny volon'ny varahina manganohano izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Ezekiela 1:7
7 Rohy Ifampitohizana  

Manao ny rivotra ho irany, ary ny lelafo ho mpanompony.


Ny fijery an’ireo zava-manana aina ireo, dia tahaka ny vainafo mivaivay; hoatra ny fanilo no fijery azy; mifanaretsaka eny anelanelany eny ny afo, mampanjambena; sady misy tselatra mivoaka avy ao amin’ny afo.


Nony tongany teo amin’io fitoerana io aho, dia nahita lehilahy anankiray, ka ny tarehiny toa nitarehim-barahina no fijery azy; ary kofehy rongony aman-tehina fandrefesana no teny an-tanany, ary teo amin’ny vavahady izy.


Ny biby rehetra mivaky kitro sy misampan-tongotra ary mandinika no hohaninareo;


mba hanavahanareo izay maloto sy izay madio ary ny biby fihinana sy izay tsy fihinana.


ny tongony toy ny varahina manganohano voadio tamin’ny memy afo, ary ny feony toy ny firohondrohon’ny rano be.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra