Ezekiela 1:3 - Baiboly Katolika3 - tonga tamin’i Ezekiela zanak’i Bozì, mpisorona, ny tenin’i Iaveh, tany amin’ny tanin’ny Kaldeanina, amoron’ny ony Kobara, ary mby teo aminy teo ny tanan’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 dia tonga tamin’i Ezekiela mpisorona, zanak’i Bozỳ, ny tenin’NY TOMPO tany amin’ny tanin’ny Kaldeana, teo amoron’ny ony Kebara. Ary tany dia teo aminy ny tanan’NY TOMPO. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 dia tonga tamin’i Ezekiela mpisorona, zanak’i Bozy, ny tenin’i Jehovah tany amin’ny tanin’ny Kaldeana, teo amoron’ny ony Kebara; ary ny tànan’i Jehovah dia taminy teo. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 dia tonga tamin'i Ezekiela mpisorona, zanak'i Bozy, ny tenin'i Jehovah tany amin'ny tanin'ny Kaldeana, teo amoron'ny ony Kebara; ary ny tànan'i Jehovah dia taminy teo. Jereo ny toko |