Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Eksodosy 36:28 - Baiboly Katolika

28 ary hazo fisaka roa no natao amin’ny zoron’ny Fonenana ao anatiny,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

28 Nanao hazofisaka roa izy ho eo amin’ny zoron’ny tabernakely tamin’ny lafiny ao aoriana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

28 niampy hazo fisaka roa manokana ho an’ny zorony roa terỳ afara.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

28 niampy hazo fisaka roa manokana ho an’ny zorony roa terỳ afara.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

28 Ary nanao zanakazo roa ho eo amin’ny zoron’ny tabernakely tamin’ny lafiny ivoho izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

28 Ary nanao zana-kazo roa ho eo amin'ny zoron'ny tabernakely tamin'ny lafiny ivoho izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Eksodosy 36:28
2 Rohy Ifampitohizana  

hazo fisaka enina no natao amin’ny faran’ny Fonenana lafiny andrefana;


natao roa sosona hatraty ambany ka mikambana ho iray hatrany an-tampony, mipaka amin’ny masom-bola voalohany; nataony toy izany avokoa ny hazo fisaka roa amin’ny zorony roa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra