Eksodosy 29:35 - Baiboly Katolika35 «Izany no hataonao amin’i Aarôna sy ny zanany, araka ny didy rehetra nomeko anao. Hafitoana no hanokananao azy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201135 Dia manaova izany amin’i Arona sy ireo zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA35 «Mifanaraka tanteraka amin’ny torolalana efa nomeko anao no hataonao amin’i Aharôna sy ny zanany. Haharitra fito andro ny lanonana fametrahana azy amin’ny asany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara35 «Mifanaraka tanteraka amin’ny torolalana efa nomeko anao no hataonao amin’i Aharôna sy ny zanany. Haharitra fito andro ny lanonana fametrahana azy amin’ny asany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy35 Dia manaova izany amin’i Arona sy ny zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible35 Dia manaova izany amin'i Arona sy ny zanany, araka izay rehetra nandidiako anao; hafitoana no hanokananao azy. Jereo ny toko |