Apokalipsy 9:9 - Baiboly Katolika9 Ny fiarovan-tratran’izy ireo dia toy ny akanjo vy; ny fikopakopaky ny elany, sahala amin’ny fikotrokotroky ny kalesy tarihin-tsoavaly maro miriotra hiady; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Nanana fiarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy fitondra miady entin’ny soavaly betsaka miriotra ho amin’ny ady. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Manana fiarovantratra tahaka ny akanjo vy fiarovantratra izy ireo; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy tarihin-tsoavaly maro miriotra hiady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Manana fiarovantratra tahaka ny akanjo vy fiarovantratra izy ireo; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy tarihin-tsoavaly maro miriotra hiady. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary nanam-piarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy entin’ny soavaly betsaka miriotra ho amin’ny ady. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary nanam-piarovan-tratra tahaka ny fiarovan-tratra vy izy; ary ny fikopakopaky ny elany dia tahaka ny fikotrokotroky ny kalesy entin'ny soavaly betsaka miriotra ho amin'ny ady. Jereo ny toko |