Apokalipsy 9:12 - Baiboly Katolika12 Lasa izay ny loza voalohany; fa indro hisosoka koa ny loza roa sisa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Lasa ny loza iray. Indreo ny loza roa hafa koa ho avy aorianan’izao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Lasa izay ny loza voalohany; fa aorian’izany, indreo hisosoka ny loza roa hafa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Lasa izay ny loza voalohany; fa aorian’izany, indreo hisosoka ny loza roa hafa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Lasa ny loza anankiray; indreo, ho avy ny loza roa hafa koa, rehefa afaka izao. Jereo ny toko |