Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Apokalipsy 9:10 - Baiboly Katolika

10 ny rambony tahaka ny an’ny maingoka, sady nisy fitsindrona, ary ny rambony no nanan-kery hampanaintaina ny olona dimy volana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary ao amin’ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Manana rambo sy fanindrona tahaka ny an’ny maingoka izy ireo; ary ny rambony no misy ny hery entiny hamely ny olona mandritra ny dimy volana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Manana rambo sy fanindrona tahaka ny an’ny maingoka izy ireo; ary ny rambony no misy ny hery entiny hamely ny olona mandritra ny dimy volana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin’ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary manan-drambo tahaka ny maingoka izy sady misy fanindronana; ary amin'ny rambony no misy ny heriny hampahoriany ny olona dimy volana.

Jereo ny toko dika mitovy




Apokalipsy 9:10
7 Rohy Ifampitohizana  

Koa izao àry, jioga mavesatra no nampitondrain’idada anareo: hataoko mavesabesatra kokoa ny jioganareo. Kotopia no namaizan’idada anareo, fa maingoka kosa no hamaizako anareo.»


fa araka ny torohevitry ny tovolahy no nitenenany taminy, nataony hoe: «Nampahavesatra ny jioganareo idada, ary izaho hanavesabesatra kokoa izany aminareo; kotopia no namaizan’idada anareo, ary maingoka kosa no hamaizako anareo.»


Ary ianao, aza matahotra azy, ry zanak’olona, na matahotra izay teniny; fa miaraka amin’ny hery aman-tsilo ianao, sy miara-mitoetra amin’ny maingoka. Aza matahotra izay teniny na mivadi-po noho ny tarehiny, fa taranaka mpiodina izy.


na hanome maingoka azy raha atody no angatahiny?


fa amin’ny vavany sy ny rambony no misy ny herin’ny soavaly, satria toy ny menarana ny rambony sady manan-doha ka amin’izany no amelezany.


Io setroka io indray, namoaka valala niely tetỳ an-tany, sady nomena hery toy ny an’ny maingoka etỳ an-tany ireo,


Tsy ny hamono azy anefa, fa ny hampanaintaina azy dimy volana no nasaina nataon’izy ireo, ary fanaintainana toy ny an’ny olona kaikerin’ny maingoka no hafitsony azy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra