Apokalipsy 6:5 - Baiboly Katolika5 Nony nosokafany ny tombokase fahatelo, dia reko ny Zava-manana aina fahatelo nanao hoe: «Avia hijery.» Dia nijery aho, ka indro nisy soavaly mainty, ary ilay nitaingina azy dia nitana mizàna teny an-tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Rehefa novahany ny tombo-kase fahatelo dia reko ny zavamananaina fahatelo niteny hoe: Avia! Ary hitako fa indro, nisy soavaly mainty. Izay nitaingina azy dia nitondra mizana teny an-tanany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Rehefa novahan’ny Zanakondry ny tombokase fahatelo, dia reko ny zava-miaina fahatelo nanao hoe: Avia! Dia nijery aho, ka indro nisy soavaly mainty; ary ilay nitaingina azy dia nitana mizàna teny an-tanany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Rehefa novahan’ny Zanakondry ny tombokase fahatelo, dia reko ny zava-miaina fahatelo nanao hoe: Avia! Dia nijery aho, ka indro nisy soavaly mainty; ary ilay nitaingina azy dia nitana mizàna teny an-tanany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahatelo, dia reko ny zava-manan-aina fahatelo nanao hoe: Avia. Ary hitako fa, indro, nisy soavaly mainty: ary izay nitaingina azy nitondra mizana teny an-tànany. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary rehefa novahany ny tombo-kase fahatelo, dia reko ny zava-manan'aina fahatelo nanao hoe: Avia. Ary hitako fa, indro, nisy soavaly mainty: ary izay nitaingina azy nitondra mizàna teny an-tànany. Jereo ny toko |