Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Apokalipsy 5:7 - Baiboly Katolika

7 Dia tonga Izy ka nandray ny boky teny an-tanan’Ilay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny sezafiandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

7 Dia nandroso ilay Zanakondry ka nandray ny horonamboky teny an-tanana ankavanan’Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Dia nandroso ilay Zanakondry ka nandray ny horonamboky teny an-tanana ankavanan’Ilay mipetraka eo ambony sezafiandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tànana ankavanan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary tonga Izy ka nandray ny boky teo an-tanana ankavanan'ilay nipetraka teo ambonin'ny seza fiandrianana.

Jereo ny toko dika mitovy




Apokalipsy 5:7
3 Rohy Ifampitohizana  

Fanambaràn’i Jesoa Kristy, izay nomen’Andriamanitra Azy, mba hanehoany amin’ireo mpanompony ny zavatra tsy maintsy ho tonga faingana sy nanirahany Anjely hampahalalaina an’i Joany mpanompony;


Ary indro, hitako teny an-tanana ankavanan’Ilay mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana boky voasoratra tao anatiny sy teo ivelany, voaisy tombokase fito.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra