Apokalipsy 16:8 - Baiboly Katolika8 Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny masoandro koa ny Anjely fahefatra, dia nasaina nandoro ny olona tamin’ny afo io, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Ary ny fahefatra dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny masoandro. Nasaina nandoro ny olona tamin’ny afo izy Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny masoandro ny anjely fahefatra, ka navela handoro ny olona tamin’ny afony ny masoandro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny masoandro ny anjely fahefatra, ka navela handoro ny olona tamin’ny afony ny masoandro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary ny fahefatra nampidina ny tao an-doviany tamin’ny masoandro; dia nasaina nandoro ny olona tamin’ny afo izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary ny fahelatra nampidina ny tao an-doviany tamin'ny masoandro; dia nasaina nandoro ny olona tamin'ny afo izy. Jereo ny toko |