Apokalipsy 16:10 - Baiboly Katolika10 Nandraraka ny tao anaty kapoakany tamin’ny seza fiandrianan’ny Biby koa ny Anjely fahadimy, dia tonga maizina ny fanjakany ka nanaikitra ny lelany ny olona noho ny fijaliany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Ary ny fahadimy dia nampidina ny tao an-doviany tamin’ny sezafiandrianan’ilay bibidia. Dia tonga maizina ny fanjakany ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny sezafiandrianan’ilay biby ny anjely fahadimy; ka tonga maizina ny fanjakan’ilay biby ary nanaiki-dela ny olona noho ny fanaintainana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Dia nandraraka ny tao an-doviany tamin’ny sezafiandrianan’ilay biby ny anjely fahadimy; ka tonga maizina ny fanjakan’ilay biby ary nanaiki-dela ny olona noho ny fanaintainana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary ny fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin’ny seza fiandrianan’ilay bibi-dia; dia tonga maizina ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana, Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary ny fahadimy nampidina ny tao an-doviany tamin'ny seza fiandrianan'ilay bibi-dia; dia tonga maizina ny fanjakany, ary ny olona nitsakotsako ny lelany noho ny fanaintainana, Jereo ny toko |