Apokalipsy 13:11 - Baiboly Katolika11 Dia nahita Biby anankiray hafa koa aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary hitako fa indro, nisy bibidia iray koa niakatra avy tamin’ny tany. Nanana tandroka roa tahaka ny an’ny zanak’ondry izy nefa niteny tahaka ny dragona. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Dia nahita biby anankiray hafa nipoitra avy tamin’ny tany aho: nanana tandroka roa tahaka ny an’ny ondrikely izy sady nierona tahaka ny dràgona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Dia nahita biby anankiray hafa nipoitra avy tamin’ny tany aho: nanana tandroka roa tahaka ny an’ny ondrikely izy sady nierona tahaka ny dràgona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia iray koa niakatra avy tamin’ny tany; ary nanan-tandroka roa tahaka ny an’ny zanak’ondry izy sady niteny tahaka ny dragona. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary hitako fa, indro, nisy bibi-dia iray koa niakatra avy tamin'ny tany; ary nanan-tandroka roa tahaka ny an'ny zanak'ondry izy sady niteny tahaka ny dragona. Jereo ny toko |
Ny Biby, ilay efa hitanao, dia teo ihany, ary tsy eo izao, nefa efa hiakatra avy amin’ny lavaka tsy hita noanoa izy ka hankany amin’ny fahaverezana. Ho gaga ny mponina etỳ an-tany, izay tsy mba voasoratra anarana ao amin’ny bokin’ny fiainana hatramin’ny nanorenana an’izao tontolo izao amin’ny fahitana ity Biby, noho izy teo ihany, ary tsy eo intsony, nefa mbola ho avy indray.